Politique de Confidentialité an’ny Tadidisoratra
Fanovana farany : 02 Aprily 2025
Tongasoa eto amin’ny Tadidisoratra. Laharam-pahamehana ho anay fiarovana ny mombamomba anareo. Ity politique de confidentialité ity dia manazava ny fomba fiarovanay ny mombamomba anareo rehefa mampiasa ny application anay ianareo.
1. Fitahirizana angon-drakitra manokana
Tadidisoratra dia tsy mitahiry angon-drakitra manokana avy amin’ireo mampiasa ny application. Tsy voatahiry ny anarana, adiresy mailaka, toerana, na izay hafa azo hamantarana ireo mampiasa ny application.
2. Fampiasana angon-drakitra
Satria tsy misy izany angon-drakitra izany, dia tsy misy ihany koa ny fampiasana na fanodinana an’izany.
3. Fizarana ny angon-drakitra
Satria tsy misy izany angon-drakitra izany, dia tsy ho zaraina amin’iza n’iza izany
4. Fiarovana
Na dia tsy mampiasa angon-drakitra aza ny application annay, dia mametraka fepetra maro izahay mba ho azo antoka sy voaaro amin’ny fampiasana tsy nankatoavina.
5. Rohy miala amin’ny application
Mety hisy ny rohy miala amin’ny application Tadidisoratra, tsy tombon’antoka amin’ny Politique de confidentialité an’ny tranonkala hafa izahay ary mampirisika anareo mba hanamarina izany.
6. Fanovana ny Politique de Confidentialité
Manan-jo hanova ity politika ity amin’ny fotoana rehetra izahay. Ny fanavaozana rehetra dia havoaka ao amin’ny application, miaraka amin’ny daty farany nanovana azy.
7. Fifandraisana
Raisina ny fanontanianareo amin’ity mailaka ity :
hello [@] tadidisoratra.com
Andoharanofotsy, Antananarivo
Privacy Policy for the application Tadidisoratra
Last Updated: April 03, 2025
Welcome to Tadidisoratra. Protecting your privacy is a priority for us. This privacy policy explains how we manage your information when you use our mobile application.
1. Collection of Personal Data
Tadidisoratra does not collect any personal user data. No information such as name, email address, location, or any other identifiable data is recorded or stored by our application.
2. Use of Data
Since we do not collect any personal data, there is no usage or processing of such information.
3. Data Sharing
As we do not collect any data, we do not share any information with third parties.
4. Security
Although our application does not collect personal data, we implement security measures to ensure a safe environment and protect against unauthorized access or attempts at compromise.
5. External Links
The Tadidisoratra application may contain links to third-party websites. We are not responsible for the privacy practices of these external sites, and we recommend that you review their privacy policies.
6. Changes to the Privacy Policy
We reserve the right to modify this policy at any time. Any updates will be published within the application along with the date of the latest update.
7. Contact
If you have any questions regarding this privacy policy, you can contact us at:
hello [@] tadidisoratra.com
Andoharanofotsy, Antananarivo