Tadidisoratra, Ilay Application manome lanja ny vakoka rehetra azo tsapain-tanana sy tsy azo tsapain-tanana ary ny kalandrie ara-tsosialy sy kolontsaina malagasy, azo idirana na tsy misy aterineto.
Fantaro ireo harena ara-kolontsaina malagasy manodidina anao noho ny geolocation. Miankina amin’ny lohahevitra, miroboka ao anatin’ny fitambaran’ny harena ara-kolontsaina sy ara-tantara Malagasy araka ny lohahevitra.
Mijanona ho fampahafantarana momba ny hetsika ara-javakanto sy kolontsaina ho avy miaraka amin’ny kalandrie ifandrimbonanay.
Mitrandraka, mianara ary mizara ny vakoka eto Madagasikara